Mitady chauffeur (service patron),tsy misotro ,tsy mifoka ,matotra ,efa manana traikefa, mahatandrina fiara tsara, afaka amin ny fotoana rehetra,mipetraka manodidina ny tsimbazaza . apetraho ny mombamomba anao sy ny num telephone
tananarive, madagascar | Emploi offre | 2014-04-05 13:07:31