Mitady maika: CUISINIER efa zatra asa (fa tsy aide-cuisinier), manana certificat de travail, matotra tsara sy mahay sakafo maro isan-karazany, madio,... hiasa @ Karaoké aty 67 Ha, kilasy mandry. Antsoy ny laharana: 034.12.832.43 na 033.72.095.30
antananarivo, madagascar | Emploi offre | 2013-03-26 19:22:44