Karaoké ao 67 Ha dia mitady olona hiasa hanao kilasy mandry, ka ireto avy izany: - 01 cuisinier - 02 serveuses (18-25 ans) - 01 agent de sécurité (lava, matanjaka,tsy misotro toaka) Marihina fa ny olona tadiavina dia matotra tsara, efa-za-draharaha, ary efa niasa avokoa. Antsoy maika ny numéro: 033.72.095.30 na 034.12.832.43
Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2013-03-30 10:13:15