Ho antsika malagasy monina eto ami'ny" région ile de France". Misy trano ahofa "en colocation" any "Corbeil Essonnes" , 5 minitra miala ny gara RER D. Mety ho an' olona tokana na mpianatra. Raha mila fanazavana fanampiny dia ito ny fifandraisana raoby91@hotmail.fr.
Corbeil essonnes, France | Maison | 2014-01-19 10:33:10