‘’ Niveau 2 na classe intermédiaire: Natao ho an’ireo tsy manana olana @ prononciation sy efa mahay conjugaison au présent, aux passés et aufutur. Mianatra miteny sady manoratra @ fomba tsotra tsy misy diso no tanjon’ity classe ity‘’ Tsy maintsy manao test de niveau (écrit & oral) izay vao hiditra Cours normal: Talata & alakamisy @ 6h-8h na @ 8h15-10h15 maraina Cours de samedi: Sabotsy @ 9h30-11h30 maraina Faharetany: cours normal, 3 volana; cours de samedi, 6 volana Saram-pianarana: cours normal, 35.000Ar isam-bolana; cours de samedi, 20.000 Ar isam-bolana Saran’ny test de niveau : 3000 Ar Sarany hafa : 5000 Ar Fidirana manaraka: Cours normal, 19 mai 2015; Cours de samedi, 4 juillet 2015 Toerana voafetra ho 12! Fanontaniana sy fisoratan’anarana: 033 72 474 96 Toerana: Arrêt Tsangam-bato (ampitan’ny Pharmacie Grazia), Antanikatsaka, Itaosy Miantsoa mialohan’ny handalo anyan-toerana ary izay tena vonona ihany no miantso
Antananarivo, Madagascar | Autres | 2015-05-07 13:26:54