Niveau 1 na classe debutante: Natao ho an'izay vao hanomboka mihitsy ary tsy ilaina diplomes. Olona mahay mamaky teny sy manoratra tsara ary vonona hianatra ny fototra ilaina am-bava sy an-tsoratra @ teny francais Cours normal: Alatsinainy, alarobia sy zoma @ 6h-7h30 Cours de samedi: Sabotsy @ 7h-9h15 maraina Faharetany: cours normal, 3 volana; cours de samedi, 6 volana Saram-pianarana: cours normal, 35.000 Ar isam-bolana; cours de samedi, 20.000 Ar isam-bolana Sarany hafa: 7000 Ar Fidirana manaraka: Cours normal, 4 mey 2015; Cours de samedi, 6 jiona 2015 Toerana voafetra ho 12! Fanontaniana sy fisoratan?anarana: 033 72 474 96 Toerana: Arret Tsangam-bato (ampitan'ny Pharmacie Grazia), Antanikatsaka, Itaosy Miantsoa mialohan'ny handalo any an-toerana ary izay tena vonona ihany no miantso
Antananarivo, Madagascar | Autres | 2015-04-28 12:49:09