Ho an'ny lehibe & ny mpiasa efa mahaihay (hiditra niveau 2 farafaharatsiny) fa te-hanatsara. Hisy test de niveau ho an'izay hanao ny cours alohan'ny fidirana! Andro fianarana: Alatsinainy, talata, alakamisy sy zoma Ora: Adiny 2 isan'andro; hariva foana, arakaraka ny niveau Faharetany: 1 volana na 1 volana sy tapany, arakaraka ny niveau Sarany: 90.000 Ar isaky ny niveau Saran'ny test: 3.000 Ar Sarany hafa: 7.000 Ar Fidirana : 6 avril 2015 Fisoratan'anarana & fanampim-panazavana: 0330774825 Toerana: Akaikin'Antanikatsaka, Itaosy Toerana voafetra ho 15 Curieux et non serieux s'abstenir
Antananarivo, Madagascar | Autres | 2015-02-19 08:49:23