Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Disques De Frein Occasion Originales (fomoco) Ford Fiesta Mk7

Salama daholo, Mivarotra disques de frein occasion originales (FoMoCo) ho ana Ford Fiesta MK7 (1.4Essence année 2009 ilay fiara nipetahany). Mbola matevina tsara fa 54.000km fotsiny no vitany ary mbola tsy niova plaquettes hatramin'ny nahavaovao azy. Vidiny: 200.000ar fixe monja (izy roa mazava ho azy). 200Euro ny vidin'ny disques originales any ivelany ka eto Mada manatombo noho io mazava ho azy. https://www.ford.fr/services/entretien/motorcraft/reparations/freins Contact: 0330269157 tonga dia miantso fa tsy connecté matetika. Toerana hijerena azy: Avarabohitra Itaosy

Antananarivo, Madagascar | Auto-Moto | 2018-03-15 20:13:06