Mitady vehivavy mipetraka ao France na izay afaka mandeha aty USA. Efa niteraka na tsia. Manambady na tsia 22 taona hatramin' ny 30 taona. Salama tsara, tsy misotro na mifoka sigara. Mandeha fadim-bolana isam-bolana. Manaiky hanao donneuse d'ovocyte par FIV eto New York. Lafo be loatra ny vola omena ny donneuse eto aminay koa asa amintsika raha misy afaka manao io ka manome ny prix amiko. Afaka mifanaraka sy mifampiresaka tsara isika. Misaotra indrindra tompoko.
New york, USA | Emploi demande | 2013-02-14 23:15:15