Haingom-pandriana sy efitrano miavaka, lambam-pandriana 3D misy sary biby 3D. Ho antsika rehetra izay tia haingon-trano miavaka kely, fantaro fa tonga ao amin'ny O'Happy Deal ao Ampandrana ireo karazana lambam-pandriana misy sary biby amin'ny endriny 3D tsara be no sady mirary ny vidiny. • Fonona bodofotsy 3D à double face (housse de couette) 200 cm x 230 cm - 1 isa • Lambam-pandriana tsotra (drap de lit plat) 3D 240 cm x 240 cm - 1 isa • Ondana misy sary 3D mitovy (taies d'oreiller) 48 cm x 74 cm - 2 isa Hitanareo aty amin'ny Centre Commercial daholo ireo O'Happy Deal Centre Commercial La Vallée Ampandrana Box n° 4 (Entrée parking) Tél : 033 74 171 15 Email : ohappydeal@gmail.com Skype : landry.sb Na koa jereo ny ao amin'ny site nay : www.ohappydeal.mg
Antananarivo, Madagascar | Maison | 2016-10-05 09:55:47