Mitady: -Femmes de ménage. - 25taona-35taona. - Manana BEPC farafahakeliny. - Manambady ara- dalana. - Matotra sy vonona hiasa tsara. Manatona ny Logement 201 bis Cité Analamahitsy ny Alatsinainy hatramin’ ny Zoma amin' ny 09:00-16:00. Mitondra photocopie CIN, photocopie diplome.
Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2016-05-31 15:22:15