FAMPIANARANA KABARY FI.MA.MPI FIkambanan'ny MAlagasy MPIkabary FAMPIANARANA KABARY KABARY AMPANAMBADIANA: ianaranao an ireo lahan-teny kanto manaraka drafitra AKADEMIKA sy ireo fomba Malagasy maro mahakasika ny fanateram-bodiondry. KABARY AMPAHORIANA: ianaranao an ireo kabary famangiana manjo, kabary fisaorana ny mpiandry razana,kabary am-bohitra, kabary am-piangonana ary kabary am-pasana. KABARY TSOTRA: Ahafahanao mandray fitenanan maro toy ny : kabary fiarabana nohon'ny taona vaovao, kabary am-piangonana nohon' ny antony maro, fiarahabana tera-bao. TOERANA IANARANA ISAKY NY ALAHADY@02 ORA: TANJOMBATO: ecole les 5 ruches Ankady 100m miala ny lavoir douche ankady. FIFANDRAISANA: 033.72.202.60 /033.41.095.48 SARANY: 20.000 mandritra ny enimbolana(azo aloa tsikelikely). FIDIRANA: ALAHADY 01 MARTSA 2015@02 ora "ALEO LAVO AMIN'NY GORODONA TOY IZAY LAVON'NY LELA"
Tananarivo, Madagascar | Autres | 2015-02-12 09:02:34