Mitady vehivavy mpitovo latsaky ny 30 taona mipetraka eto tana maniry hanana namana Lehilahy, mba hifakanfatatra sy ho lasa mpinamana akaiky. Iangaviana mba vehivavy tsy mifoka tsy misotro. Ny tenako de Lehilahy mpitovo, tsotra, manana asa mahavelona,
Antananarivo, Madagascar | Rencontre | 2021-05-19 09:28:07