Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Formation Pratique En Communication

. Formation iray andro, tena PRATIQUE hamoahana ny : ny "personnalités", "qualités", ary ny tsara indrindra avy any @ tsirairay. Hanomezana ihany koa ireo teknika tsara indrindra sady mahomby @ fampitana hafatra Ho anao izay mbola te handroso na te hampiroborobo ny orinasanao, na ianao manomana entretient, na ianao manana diplôma nefa tsy mahay pratique ka te hahay haneho hevitra sy mandresy lahatra, na ianao saro-kenatra. FALDA Antanimena, 12000Ar tout compris (support de formation + suivi) Tél 033 09 236 85

Antananarivo, Madagascar | Autres | 2014-01-28 09:39:43