Andiany manaraka 23 février 2013 : - Fampianarana Asa amin'ny "INTERNET (Blogger)" mandritra ny adiny 5 (5 Heures), "SPECIAL SAMEDI" <07H à 12H> Zavatra ianarana : - Technique de création blog (votre lieu de travail) + Technique de référencement logique. - Technique d'utilisation Adsense. - Technique d'utilisation Amazon. - Azo antoka !! - Asa matotra!! - Tsy Arnaque !! - Na tsy manana "Connexion" ao an-trano aza ianao, afaka miasa any amin\'ny cyber rehefa vita ny "Formation" - Vola miditra = 100 - 400€ isam-bolana (Raha tena miasa ianao dia mahazo miaotra alavitra noho io) - Ny fomba fandraisana ny vola azo antoka (Paypal, Chèque, Western Union),iantohanay ny fahatongavan'ny volanao Fahaizana ilaina : - Rehefa mahay mijery "Internet" ianao dia efa mety. - Ary mahay "Base Bureautique" kely > Toerana ianarana : Itaosy. > Sarany tsy miova : 20 000 ariary > Voafetra be ny toerana (Mila misoratra anarana mialoha) Fidirana manaraka : 23 février 2013 >> Raha mila fanazavana fanampiny,na isoratra anarana dia aza misalasala miantso mivantana ny : 034 98 199 89 (Mr Aina). http://www.facebook.com/serapide http://m.facebook.com/serapide
Antananarive, Madagascar | Emploi demande | 2013-02-21 08:34:33