Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Gardiens

Mitady Gardien/miandry sy manadio tanana,tsy mifoka sigara,tsy misotro toaka. - Lehilahy sy vehivavy tomady. - 25taona-35taona. - Manana BEPC farafahakeliny. - Manambady ara- dalana. - Matotra sy vonona hiasa tsara. Toerana hanaovana test: eo amin' ny vavahadin' ny EPP Analamahitsy Cité ny Alatsinainy-Zoma amin' ny 11:00 16:30 dia antsoy ny 0347031266. Mitondra photocopie CIN, photocopie diplome.

Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2016-05-09 15:23:30