Mitady Gardiens/miandry sy manadio. - Lehilahy sy vehivavy tomady. - 25taona-35taona. - Manana BEPC farafahakeliny. - Manambady ara- dalana. - Matotra sy vonona hiasa tsara. Manantona ny Logement 201 bis Cité Analamahitsy ny Alatsinainy hatramin’ ny Zoma amin' ny 09:00-16:30. Mitondra photocopie CIN, photocopie diplome.
Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2016-05-30 09:56:18