Mitady Gardiens/miandry sy manadio tanana,tsy mifoka sigara,tsy misotro toaka. - Lehilahy tomady. - 25taona-35taona. - Manana BEPC farafahakeliny. - Manambady ara- dalana. - Matotra sy vonona hiasa tsara. Manatona ny Logement 201 bis Cité Analamahitsy ny Alatsinainy hatramin’ ny Zoma amin' ny 11:00 16:00. Mitondra photocopie CIN, photocopie diplome.
Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2016-06-30 08:43:36