Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Location De Sonorisation

Ho antsika mikasa anao lanonana na fety ka mitady fanamafisam-peo toy ny micros, baffles, tables, ampli, guitars, clavier, battérie sns… Izahay dia mampanofa fanamafisam-peo miaraka na tsia amin’ny fitaovana fitendrena amin’ny vidiny mirary, koa aza misalasala manontany raha misy manitikitika na fanontaniana tiana apetraka fa vonona anome fahafam-po ho anareo izahay

Antananarivo, Madagascar | Autres | 2013-07-30 10:10:33