Ny Agence Immobilière AINA Antsirabe dia mikirakira momba izany ary manana tolotra isan-karazany. Ho Anao izay mitady trano na tany: trano mitokana misy rihana sy tsy misy rihana, tany hanorenana avy hatrany sy tany fambolena; toerana hipetrahana sy/na hanaovana tetikasa. - Ny fitsidihana (visite) ny trano na ny tany izay mahaliana Anao dia maimaipona. - Ny serivisy atolotray mikasika ny fividianana trano na tany dia tsy misy sarany ihany koa. - Ny tolotra rehetra izay arosonay dia manana taratasy ara-dalàna avokoa. - Miady varotra avy hatrany amin’ny tompony Ianao. - Ekipa efa za-draharahara, manana traikefa ary mavitrika no handray Anao sy hanampy Anao amin’ny dingana rehetra, mandrapahatontosa hatramin’ny farany ny fifampivarotana sy mandrapahafindra ny anaranao ao anatin’ny “livre foncier” * Manasa Anao hifandray aminay, vonona hanome fahafapo Anao izahay AGENCE IMMOBILIERE AINA ANTSIRABE https://aina-immobilier-antsirabe.com contact@aina-immobilier-antsirabe.com 034 02 55077 – 033 02 55077 – 032 83 47800 * Ankino amin’ny efa za-draharaha ary matihanina ny tetikasanao dia hilamina tanteraka ianao. “HIVIDY –HIVAROTRA –HAMPANOFA- HANOFA ... TRANO NA TANY ETO ANTSIRABE SY NY MANODIDINA– ADIRESY TOKANA HO AN’NY TETIKASANAO: AGENCE IMMOBILIERE AINA ANTSIRABE”.
ANTSIRABE, Madagascar | Immobilier | 2022-09-12 10:53:46