Mitady asa, karama manomboka @ 100 000 Ar tsy mifidy asa fa amin'ny fahamarinana ihany. Zao lehilahy 20 ans, mipetraka Aty vatomandry. Manao hay ady(Karaté K) , Manana diplôme BAC A2, Salama tsara,mahay mifandray amin'olona, efa nanao milticervice na ciber nandritra ny 1 taona , efa nanao securiter 5 volana. Tsy mifoka tsy misotro zava-mahadomelina
Tamatave, Malgache | Emploi demande | 2013-01-15 09:26:05