Miarahaba, Tovolahy matotra 25 taona mbola tsy manambady, niveau secondaire, mitady asa izay mitsy tsy mifidy na mivoaka ny faritra antananarivo aza; NB: Efa niasa tamina hotely ireny nanao mpiandry tanana ary jardinier. Raha liana ianao dia afak miantso avy hatrany ny 0345568755
TANA, MADA | Emploi demande | 2014-09-28 07:46:44