Izahay dia mitady olona manana traikefa @ resaka fanaovana gargotte. (mahandro sy mivarotra) - olona mahay mahandro sakafo isakarazany (sambosa + vary/loka + nem + composé + hamburger + fritte + lasopy + maskita + mofo akondro + .... - olona madio sy mahay mivarotra ary manintona olona - olona mahay mitanatana sy mihazona tsena. - olona vonona ny hitady vola - olona mahay miteny malagasy tsara => Efa vonona doly ny fitaovana rehetra @ zany => alefaso ny mombamomba anao rehetra zay mety (ohatra: sary, karama, CV,...)
Antanananrivo, Madagascar | Emploi offre | 2013-08-21 14:46:49