Mitady maika lehilahy mahay momban'ny mécanique automobile sy moto. Ny asa atao dia mandrava sy maka pièces détachées eny amin'ny casse, Ny karama dia 7euros de l'heure, Tsy miasa isan'andro fa mila jerevana miaraka ny fotoana hiasana. Mila olona matotra sy vonona tsara Raha mahaliana anao dia manorata ao amin'ny hani150678@gmail.com
Paris, France | Emploi offre | 2013-12-14 15:52:22