Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Mpanjaitra

Mitady maika mpanjaitra (lahy na vavy) efa za-draharaha sy efa niasa ary mahalala tsara ny momban'ny zaitra rehetra. Raha toa ianao ka liana dia aza misalasala mandefa mailaka ny CV anao miaraka nomerao finday afaka iantsoana anaoaingana amin'ny: afrostylee.assist@gmail.com

antananarivo, madagascar | Autres | 2016-02-29 14:14:12