Mitady maika: mpanjaitra (lahy na vavy) efa mahay ny asa rehetra momban'ny zaitra, za draharaha sy tonga dia vonona ny hiasa. Raha liana ary ianao dia aza misalasala mandefa ny CV anao amin'ny: afrostylee.assist@gmail.com
antananarivo, madagascar | Autres | 2016-03-25 07:32:53