Mitady olona mazoto hiasa trano farany izay haingana, madio sy mavitrika, manandio, mahandro, manasa lamba,tsy mitaiza,....Toerana ambolokandrina. Kilasy mandry na mody isaky ny sabotsy hariva .... Antsoy ny laharana 0348097204
Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2013-04-24 14:44:02