Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Mpitendry Clavier

Mitady mpitendry clavier mahay sy maha fehy ny hira ankapobeny (jazz, variété, ba gasy, sns…) : - Matotra may miaraka sy vonona hitondra équipe - Tia mihaino hira gospel sy hira mpivavahana. - Manana fotoana malalaka ny sabotsy sy alahady. Raha lina inao dia alefaso ny momba momba anao sy expériences efa anananao. Karama izay ifanarahana.

Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2013-10-18 12:49:45