Mitady hovidiana trano 300m2 min na trano 3-4p misy tokontany eto Tana na ivelany axe Ivato - axe Atsimondrano. Tongan´ny fiara. Vidiny antonony. amin´ny tompony mivantana tsy misy mpanelanelana.
Antananarivo, Madagascar | Immobilier | 2013-06-06 21:34:12