Mitady trano ahofa manodidina Antananarivo, efitra 02, ny iray hiasana , ny iray hipetrahana, amorondalana, jiro mitokana Hofany: 500 000 Fmg à 750 000 Fmg Antsoy ny 033 15 200 52 Misaotra tompoko !
Antananarivo, Madagascar | Immobilier | 2013-06-24 11:42:44