Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Trano Ahofa

Bonjour o! Mitady trano ahofa aho, tsy centre ville, anaovy proposition dinihiko,trano tsy dia lehibe satria izaho irery,1 chambre +living dia mety avec douche wc interne,tsy dia surface be loatra,par contre mila tokontany malalaka aho (clôturé).

antananarivo, madagascar | Immobilier | 2013-08-22 14:13:56