Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Trano Hofaina

Mitady Trano hofaina: Eto amin'ny ville (behoririka, andravoahangy, analakely, ankadifotsy, ampefiloha, na hafa). Amoron-dalana, hefitra malalaka na antonontonony.Hanaovana cybercafé sady azo hipetrahana ny ao ambony Misy jiro mitokana Location : 1 000 000F à 2 000 000F contact : 034 06 534 29 ou 033 25 240 66

Antananarivo, Madagascar | Immobilier | 2013-09-04 07:07:51