Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Mitady Trano Hovidina

Mitady trano na tany maika amorondalana (1er plan) azo hanaovana varotra na cybert eo @ 50m2 --- 100m2 eo, tsy dia mifidy toerana fa mba ville fotsiny. Taratasy aradalana sy mazava tsara (titré, borné) alefaso ato raha misy: tsioryravaoja@yahoo.fr na miantso 032 04 101 91 na 34 20 101 91. misaotra mialoha.

tananarive, Madagascar | Immobilier | 2013-09-04 18:59:08