Mitady maika olona 20 à 30 ans, hiasa ao amin'ny cyber aty 67 Ha, matotra tsara, ary efa manana traik'efa, za-draharaha tsara, indrindra fa amin'ny fanaovana saisie haingana,.... Antsoy ny numérao : 033.75.549.77
Antananarivo, Madagascar | Emploi offre | 2013-01-28 15:34:25