Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Sakafo Gasy Na Vazaha

Ho an'izay mbola tsy mahafantatra :izahay dia avy eto Paris fa afaka mandeha province ihany koa mikarakara sakafo gasy na vazaha raha misy plat asiatika na japonais ihany koa aza ;dia aza misalasala mandefa mail:randriana@hotmail.fr na juste hoe komandy na samosa sy nem fotsiny aza ;mahavita na dia fety ho anolona betsaka be aza.Ny vidintsakafo vita dia izay sahaza ny budget anao ihany;Fa na koa aza anao ny course ny sakafo dia izahay no mikarakara ny fandrahoana azy.

paris, France | Autres | 2013-02-25 19:27:31