Tany amidy, sur RN5 à 26 KM de Toamasina + 10 minutes à la pirogue miala RN5, amorona rano mamy, cadre exotique, efa vita karatany. Surface :10400 m2, misy partie azo anaovana tanimbary na dobontrondro. Ireto avy ny zavatra ao anatiny : - 2 tranotantely modernes (1 etage et 2 etages) efa feno reniny sy akaniny ary efa tamàna tsara, ary mbola afaka mamandrika koa ianao, - 2 dobo (traditionel) efa misy trondro, ary misy toerana azo anaovana dobo moderne - 1 dobo efa misy amalona 30 mahery. - 30 mahery fototra voanio (mbola madinika sy salantsalany, efa misy mamoa) - 30 mahery fototra letchis mbola madinika - sy ny zavamaniry hafa toy ny manga, corossol, voasary,mananasy, filao, kininina sns… PRIX : 75.000.000 FMG Mail : tsiriva@gmail.com Tel : 0348038312 / 0330745705
Toamasina, MADAGASCAR | Immobilier | 2013-06-18 14:47:20