Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Tany Amidy

AMBATOMAINTY-Anjanahary tany 312m2, efa misy trano ciment be miorina fa tsy vita,quartier résidentiel,akaiky jiro sy rano,tongan'ny fiara.Paps complet,tompony mivantana.Raha mahaliana anao dia antsoy ny 0320437997 na 0341560444.Vidiny 600Millions fmg à déb.

Antananarivo, Madagascar | Immobilier | 2013-02-05 10:01:55