Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Tany Amidy

Tany amidy mirefy 6700 m2 na 67 ares. Morcelable farafahakeliny 3500m2.Mbola misy vodihazo maniry fa marin-toerana ny antsasany, pente douce ny tapany. Prix: 8000 Ar/m2 miady varotra.Lieu: 20km miala an'i Tana miankandrefana, misy déviation miala ny RN1 fa route goudronée mandrapahatonga any @lay terrain. Accessible tsara. akaiky rano, jiro hoavy tsy hoela. mety tsara ho an'ny lotissement.

tananarive, madagascar | Immobilier | 2013-02-06 11:40:56