Recherche dans le titre, la description, le pays et la ville

Terrain A Vendre

Tany amidy, sur RN5 à 26 KM de Toamasina + 10 minutes à la pirogue miala RN5, amorona rano mamy, cadre exotique, efa vita karatany, Tena tsara atao fitsangatsanganana. Surface: 10450 m2, misy partie azo anaovana tanimbary na dobontrondro. Ireto avy zavatra ao anatiny : - 3 tranotantely efa feno reniny sy akaniny ary efa tamàna tsara, ary mbola afaka mamandrika koa ianao, satria misy tantely ilay toerana. - 2 dobo (traditionel) efa misy trondro, ary misy toerana azo anaovana dobo moderne - 1 dobo nasina amalona 30 mahery. - 30 mahery fototra voanio (mbola madinika sy salantsalany, efa misy mamoa) - 40 mahery fototra letchis (mbola madinika sy salantsalany) - sy ny zavamaniry hafa toy ny manga, corossol, voasary,mananasy, filao, kininina sns… PRIX : 55.000.000 - FMG CONTACT : 0330745705 / 0348038312 Mail: tsiriva@gmail.com

Toamasina, Madagascar | Immobilier | 2013-07-20 10:34:40