hafa iany ny decapotable ra andro iray no resahana somary manatombo kely am fiara trotra ny hofany nefa kosa ny tsiro omeny mihoatra lavitra ex: tazana tsara ny mariee am cortege afaka maka sary tsy miafiafy ao anaty fiara mba miavaka am mariage n ny hafa e afaka mikatona tsara raha avy ny orana koa araraoty ary fandriho dieny zao fa izay tonga aloha iany o 0341661153 sady couleur blanche io a tsy matahotra orana afaka mihidy tsara raha sanatria avy ny orana (commande verrin electrique) efa afaka miaraka am photographe mahay koa izao isika a pour beaucoup des renseignemets ajouter moi zay vo mandefa mp am zay tsy very mesaagenao
tananarive, madagascar | Auto-Moto | 2015-02-05 10:34:28