Mitady olona afaka mandray sy/na mivarotra yaourt fait maison, 300ar na 400ar dia amidy 400ar sy 500 ar, Na koa Yaourt à boire, 150ar na 200ar sy amidy 200ar sy 300 ar. Ronono velona avy azo antoka satria alaina any amin'ny omby ompian'dry masera no anaovana azy Jus naturel aux fruits saisonniers (garana, mananasy, fraise, raisin, voatabia hazo, kaki, ...) 7500 fmg 1,5litre glacé) Afaka manao livraison Cont : +26133 20 360 47
antananarivo, madagascar | Autres | 2016-08-30 13:24:42